|
|
|
|

Entry1  manano sarotra
Elementary words  2 manano, 3 sarotra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 maka sarotra, misahirana; sahirana erý [1.1]
Explanations in English  6 to be in a difficult position; to be difficult to do [1.7]
Explanations in French  7 être dans une position difficile; être difficile à accomplir [1.8]
Examples  8  Tsy nananosarotra iny, fa i Vola koa, hono, efa nampilaza teo ihany [2.4]
9  Manan-katao noho ny varotra ataony koa moa Ravokatra, tsy mananosarotra azy velively ny mampanarana azy mianakavy. [2.470]
Other spellings  10 mananosarotra

Updated on 2025/09/12